Teny iditra | basipoleta (basy, poleta) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A pistol, a revolver [1.2] | |
Voambolana | Miaramila | |
Tovy hevitra | poleta | |
Mpanahaka | basy poleta | |
Fivaditsoratra | basipoleta, basy poleta |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |