Teny iditra poleta
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiadiana mipoaka, fohy sady maivana, fanapoaka tanana an' ila ihany [1.1]
Ohatra Poleta, basy lava, sabatra, lefompohy. [2.471]
Voambolana 
Tovy hevitra basipoleta
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: pistolet.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31