Teny iditra akohovavy
Singan-teny akoho ; vavy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny vavy amin' ny akoho. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A hen [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Poule [1.8]
  [Sakalava-Mayotte] [ akôho vavy ] Poule [1.405]
Ohatra 
1Dia nasiany akohovavy iray teo afovoany. [2.298]
2Hoy kosa ny akoholahy tamin' ny akohovavy : "Raha tsy hianao, dia lany ritran' ny lava-hoho ny zanako" [2.69]
3Jereo ny biby, hoy indray izy, fa ny akoholahy no tsara volo noho ny akohovavy : ny vorondahy miraratra amin' ny lokony mahavariana, ary ny lambolahy dia voaravaky ny vombony mahafinaritra. [2.5]
Voambolana 
Kamban-teny 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11