Teny iditra afakampitso
Singan-teny afaka ; ampitso
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy The day after to-morrow. [1.2]
Ohatra 
1Ny afakampitso dia namonjy ny nahatongavan' ny sambo tao Toamasina aho. [2.471]
2Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
3Ny afakampitson' ny nahatongavana, navoaka indray ireo sisa tsy maty ary nalahatra nijoro amoron' ny hadilalana iray vao nohadina. [2.472]
Voambolana 
Haiendriteny 
Tsotra : afakampitso, afakampitson'

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08