Teny iditra adrisa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana ilazana ny vavy amin' ny karazam-balala iray, izay atao hoe aketa ny lahy; ny adrisa dia vaventiventy mahafinaritra ary misoratra vony sy mainty ny tenany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A species of locust, the female of the aketa. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Sauterelle, la femelle de l' aketa [1.3]
 Espèce de sauterelle femelle, dont le mâle est l' aketa [3.1]
Ohatra 
1ataonao ho adrisa saraky ny namany [2.131]
2Ho azony tokoa mantsy ilay akanjo tsara soratra nifantohan' ny fitiavany, sy ilay elo mangiran-taho novelariny, moa va tsy elatr' adrisa, - sy ilay habatanana maorimaorina antonina tsara ny sandriny. [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-biby 
Renianarana valala
Anarana iray reny aketa, ambolo, ambolokely, ampongavato, dongara, fisanga, kijeja, koraika, mahaverizoky, ramijaingy, sompanga, tsikondry, tsimbaivay, tsimbatavata, tsimbolavola, tsimbotry, tsimpefe, tsindakana, tsindrano, tsingentana, tsipefe, zafinadrisa
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/26