Teny iditra ababe
Singan-teny aba ; be
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Rain'ny ray na reny niteraka, dadabe [1.78]
  [Taifasy, Taisaka, Tanosy] Raibe [1.78]
Fanazavàna teny anglisy [be, great] An ancestor, grandfather. (Prov.) [1.2]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09