Teny iditra Tsimandao
Sokajin-teny anaram-poko
Fanazavàna teny malagasy Iraka mpitondra ny taratasim-panjakana tany ivelany fahizay [1.1]
Voambolana 
Tsipelina hafa 

Teny iditra Tsimandao
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay Voir Zomandao [1.11]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/13