Teny iditra |
Afrikanina
|
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fitambaran' ny firenena 41 tompon-tany any Afrika izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao:
Mizara foko maro be ny Afrikanina Mikasika an' i Afrika, momba an' i Afrika na avy any Afrika:
Misy karazany anjatony maro ny teny afrikanina [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | African, Africans [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Africain, africains, africaine, africaines [3.1]
|
Ohatra | Any amin’ny firenena Afrikanina tahaka an’i Senegaly, Mali, Repoblika Demokratikan’i Kongo, Liberia, ny firaisa-monin’ny olom-pirenena dia nandray ny andraikiny ary nikaon-doha momba ny harena an-kibon’ny tany
[4.27]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Frantsay: africain.
|
Tsipelina hafa |
Mpanahaka |
Afrika |
|