Teny iditra Afrika
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Africa [3.1]
Fanazavàna teny frantsay Afrique [3.1]
Ohatra 
1Nanambady tany Afrika ilay zazavavy, ary tany no nanoratany tamiko. [2.529]
2Tsy fantatra izay fotoana marina nifindran' izy ireny monina taty Afrika; [2.366]
Voambolana 
Mpanahaka  afrikanina

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21