Teny iditra | zipo | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Akanjombehivavy mandrakotra ny valahana no ho midina ka hatreo ambony na ambany lohalika arakaraka ny lamaody. [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A skirt [1.7] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Jupe [1.8] | ||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||||||
Ny fihaviany | Frantsay: jupe. | ||||||||||||
Mpanahaka | zipo jobo lava ~ zipo kopaka ~ zipo tapaka | ||||||||||||
Fivaditsoratra | pizo, zipo |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |