Teny iditra zava-dratsy
Singan-teny zava- (zavatra) ; ratsy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ireo zavatra mahamenatra toy ny heloka na fitondrantena tsy mahomby sy fisolokiana olona
Anaram-bosotra iantsoan' ny olona ny kary [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24