Teny iditra | zarazara hoditra | ||||||
Singan-teny | zarazara ; hoditra | ||||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana volon-koditra izay tsy lasa fotsy nefa tsy mainty koa [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Light brown-skinned [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qui a la peau brun clair [1.8] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |