Teny iditra | zanapeo afara | |
Singan-teny | zanapeo ; afara | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Zanapeo manana faripanononana afara: [u] sy [ô] [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Voyelle d'arrière: [u] et [ô] [1.13] | |
Voambolana | Haiteny | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |