Entrée zahao (zaha)
Partie du discours impératif du verbe passif zahàna [liste complète]
Synonymes zahavo
Exemples 
1 [Rajemisa 1985] Zahao kely izao mandondòna izao
2 [Rajemisa 1985] Zahao izany rainao naratra izany
3 [Rajemisa 1985] Zahao ange ny tarehin' itỳ zaza itỳ e!
4 [Rajemisa 1985] Zahao izay hevi-dRakoto momba on' io raharaha io
5 [Abinal 1888, page 865] Zahao kely izay ataon’ ny mpiasa (Allez regarder, voir, examiner un peu ce que font les ouvriers)
6 [Abinal 1888, page 865] Zahao kely izay ao anatin’ io taratasy io (Regardez, voyez, examinez un peu ce qu’il y a dans cette lettre)
7 [Abinal 1888, page 865] Zahao kely ny tarehin’ io sary io (Considérez, examinez un peu la beauté de ce tableau)
8 [Abinal 1888, page 865] Zahao kely ny reninao marary (Allez voir, visitez un peu votre mère malade)
9 [Abinal 1888, page 865] Zahao ny ondry very (Allez chercher la brebis perdue)
10 [Abinal 1888, page 865] Zahao ny heviny ny amin’ izany raharaha izany. Sondez sa pensée au sujet de cette affaire)
11 [Abinal 1888, page 865] Zahao izany fanao izany raha mety. Essayez, éprouvez, expérimentez cette méthode, pour voir si elle est bonne)
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31