Entrée zafy tsy havana (zafy, havana)
Partie du discours locution
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] ny taranaka iray fiaviana nefa noho ny fahalaviran' ny fihavanana dia toa tsy hita intsony ny maha-mpihavana azy
Explications en français  [Abinal 1888] parents descendant d'une souche commune mais si éloignée que la parenté n’existe plus
Vocabulaire 

Mis à jour le 2020/07/31