|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  vy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Karaza-metaly menamena matroka ny volony, anisan'ny ilaina indrindra amin'ny metaly rehetra fa anaovana fiasana aman-pitaovana isan-karazany [1.1]
4 Metaly azo omena endrika samihafa [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5 Iron [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Fer [1.3, 1.5, 1.8, 1.13, 1.6]
7 métal en général, même non ferreux [1.5]
8 feraille, objets métalliques [1.5]
Isam-pirenena  9 Fe [3.1]
Voambolana  10  Simia
Kamban-teny rehetra  11  Fikambanana 131 amin' io teny io
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  13  Fisokajiana miherina
Lahatsoratra  14 Randzavola: vy ao amin' ny Baiboly (=> mpanefy metaly)

Teny iditra (2/4)15  vy
Sokajin-teny  16  mpamaritra
Fanazavàna teny frantsay  17 dur, qui dure longtemps, entêté, obstiné [1.3]

Teny iditra (3/4)18  vy
Sokajin-teny  19  anarana
Fanazavàna teny malagasy  20 antsy [Tambahoaka] [1.78]

Teny iditra (4/4)21  vy
Sokajin-teny  22  anarana
Fanazavàna teny frantsay  23 (côte Sud-Est) (de ovy). Non général des plantes à tubercule [1.196]
Voambolana  24  Haizavamaniry

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08