Teny iditra | votsa vava | |
Singan-teny | votsa ; vava | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza zaza tratra aoriana amin' ny fitenenana na olona miadampiteny ary tsy mahavoaka izay tiany holazaina raha tsy efa ela fa miahotrahotra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Slow of speech [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui traîne en parlant [1.3, 1.8] | |
Enfant tardif à parler [1.3] | ||
Ohatra | Mahita anay votsa vava ka mitati-kabary isan' andro.
[2.558] | |
Tohi-kevitra | malady vava | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |