Entrée | vorona mindram-bolo (vorona, indrana, volo) | |
Partie du discours | locution | |
Définition malgache | fisehoana tsy araka ny tena toetran' ny tena fa amboamboarina fotsiny hanodoka an' izay mahita ny tena [Rajemisa 1985] | |
Traduction anglaise | Lit. a bird borrowing feathers ; fig. To dress up in what has been borrowed. [Richardson 1885] | |
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |