Teny iditra |
vorivorinkena
|
Singan-teny | vorivory ; hena |
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana ilazana ireo kitapo faharoa sy fahatelo amin' ny vavonin' ny biby mandinika toy ny omby, manarakaraka ny roroha; rehefa avy tsakoin' ny biby fanindroany ny hanina, dia averiny avy any amin' ny rorohany ary mandalo mivantana any amin' ny vorivoriny [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Omasum [3.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Omasum, feuillet [de l'estomac des ruminants] [3.1]
|
Ohatra | Vorivorinkena sy ny taimboraka ao anatiny.
[2.69]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Mpanahaka |
masontantely ~
vahindrorohany ~
vavoninkena |
Ohabolana |
Sary |
|
|