Teny iditra | vavoninkena | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Kitapo fahefatra amin' ny vavonin' ny biby mpandinika (toy ny omby na ondry) [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Abomasum [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Abomasum, caillette [de l'estomac des ruminants] [3.1] | |
Voambolana | Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Mpanahaka | masontantely ~ vahindrorohany ~ vorivorinkena | |
Sary | ||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |