|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  vonitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.19] [Tankarana] palmier à piassava ; crin végétal
4  [1.196] (peut être de onitra : compensation, indemnité ; le « crin » de ces Arecaceaese vendait cher). Nom de divers Arecaceae exploités pour leurs fibres, dites 'crin végétal ». Suivant les régions :
Vonitra fibrosa (C.H Wright) Becc. (Arecaceae), réf. H.E. Moore Jr 9009 ; appelé aussi Dictyosperma fibrosum Wright ; [Betsimisaraka]
Vonitra utilis Jum. (Arecaceae). [Bezanozano]
5  [Tanala]
Ohatra  6  [2.643#] Ny vonitra dia karazan-kazo madinidinika betrabetra kely, ary menamena izany ny raviny.
Voambolana  7  Haizavamaniry: hazo palma
Anaran-toerana 
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (2/2)11  Vonitra    
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry: antoko ara-tsiansa
Anaram-javamaniry ara-paritra 
14  Vonitra crinita  vonitrandrano
15  Vonitra fibrosa  vonitra
16  Vonitra nossibensis  madiovozona
17  Vonitra thouarsiana  vonitrambohitra
18  Vonitra utilis  vonitra, vonitrandrano

Fivaditsoratra  19  rantovi, rantovy, trano vy, vonitra

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/08