Teny iditra volo hala
Singan-teny volo ; hala
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Lolom-po, otri-po [1.1]
Ohatra Volohala sy fanendrikendrehana tsy an-drariny izao fiampangana ny sakaiza nitokiako izao, ka raha tsy manana porofo mazava tsara ny mpiampanga dia tsy havelako ho afa-maina izy, satria mpamono olona. [2.643]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11