Teny iditra | vola kizo | |
Singan-teny | vola ; kizo | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny vola ariary [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Argent précieux. Appellation générale de la pièce de cinq francs [2.415] | |
Ohatra | Ary ny vola kizo roa ambinifolo hampiako roa ambinifolo hafa.
[2.508] | |
Voambolana | Toe-karena: ara-bola ary fitantanana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24 |