Teny iditra voavoly (voly)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Planté: hazo voavoly (Arbre planté ou transplanté) [1.196]
Ohatra 
1Raha izany no mba voavoly hazo, dia ho toerana mamy loatra. [2.499]
2Voavoly hazo fihinam-boa sy anana ny lohasaha sy ny vody tanety. [2.445]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31