Teny iditra voatavotsiafakamboa
Singan-teny voatavo ; tsy ; afaka ; amboa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voatavoarivolahy, lehibe vody, ataon' ny olona siny fantsakana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (« calebasse que les chiens ne peuvent atteindre »). Fruit de Lagenaria siceraria (Molina) Standl. (Cucurbitaceae) de forme choisie pour conserver l'eau. Il devait être à fond plat et large, à goulot étroit et de grande capacité. [1.196]
Anarana siantifika Lagenaria siceraria
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/17