Teny iditra voaseho (seho)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Shown, made manifest [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on a montré, exhibé [1.3]
Ohatra Hatramin' ny tany ka hatreo ambonin' ny varavarana, nisy kerobima aman-drofia voaseho amin' ny rindrin' ny tempoly. [2.996]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20