Teny iditra voasarimamy (voasary, mamy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boasary mamy be ranony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Sakalava] (de voasary et mamy : doux). Variété à fruits doux de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantifolia
Voambolana 
Tovy hevitra laoranjy

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31