Teny iditra voasary
Singan-teny voa ; sary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Anarana iombonana iantsoana ireo karazam-boankazo salasalany, ny voany mavomena, ohatra ny totohondry ny habeny ary ny tsirony misy mamy misy marikivy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A lemon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Orange [1.8]
 (toute l'île) (de voa : fruit ; et sary : mis par abréviation de sarihangy : perle de corail). D'après Malzac : « Nom générique des Citronniers et des Citrons ». Surtout les diverses variétés et formes devenues spontanées de Citrus aurantifolia Swingle. A Tananarive, on l'emploie aussi pour les Orangers introduits et cultivés ; variétés de Citrus sinensis (L.) Osbeck (Rutaceae). Celles-ci ne deviennent jamais subspontanées et réclament des soins si l'on veut en obtenir de beaux fruits. [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantifolia, Citrus sinensis
Ohatra 
1halaintsika ireo voasary ireo, ry zoky. [2.69]
2Raha ho any Namehana manantena hahita voasary. [2.346]
3Ary sao mitady voasary hoatran' Ambohijanahary? [2.588]
Voambolana 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17