Teny iditra voasarimakirana
Singan-teny voasary ; makirana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana voasary, kely noho ny voasarimamy ny habeny ary marikivy ny tsirony [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano, Merina, Sakalava, Tanala, Tanosy] (de voasary et makirana: acide). Nom d'un citronnier sauvage à fruits finement verruqueux et à jus très acide. Variété de Citrus aurantifolia Swingle (Rutaceae). Perrier de la Bâthie, Flore de Madagascar, Rutaceae (1950) p. 85, écrit à tort : « Makirano ». [1.196]
Anarana siantifika Citrus aurantifolia
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/30