Teny iditra (1/2) | 1 voamaso |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ilay faritra boribory mainty ao anatin' ny tapotsi-maso: Ilay teboka ao anatin' ny voamaso no atao hoe: anakandriamaso |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] the eyeball |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] l'oeil même |
Ohatra |
6 [2.470] Tamin' ireny fotoana ireny, dia nisy voamaso anankiroa nitazana sy nanara-maso an-dRasoa. |
Voambolana |
7 Haiaina |
Singan-teny | 8 voa, maso |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny voamaso io |
Teny iditra (2/2) | 12 voamaso |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.196] (« fruit de l'oeil » ; prunelle). Salacia dentata Baker (Celastraceae). Arbuste lianoïde à fruits comestibles. [Betsileo]
|
Voambolana |
15 Haizavamaniry |
Singan-teny | 16 voa, maso |
Anaram-javamaniry |
|
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/08 |
![]() |