|
|
|
|

Teny iditra1  voakajy (kajy)
Sokajin-teny  2  matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  3  traité avec attention, bien fait, soigné [1.3#304]
Ohatra  4  Ny fiantsoana miaramila ho lasa manamboninahitra ambony, tsy voakajy ary tsy nahatsinjo lavitra, izay natao hatrizay ary mbola atao tsy am-peheverana mandrakizao, dia mainka koa mampihombo ny aretina [4.27]
Tovy hevitra  5  kinajy
Lohateny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24