Teny iditra |
kajy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tandrina, kolokolo, kaly [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Attention, soin, vigilance pour exécuter, pour conserver [1.3]
|
Sampanteny |
|
Teny iditra |
kajy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Anarana nomena vao haingana ny marika sy ny asa-marika fa tsy mahalaza kosa ny matematika [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Calcul [1.13, 1.5]
|
Kamban-teny |
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
kajy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bezanozano]
Tahiry [1.78]
|
|