Teny iditra | voajabo (voa, zabo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] voanketsihetsy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Pastèque. [1.19] | |
[Betsimisaraka] Nom d'une Cucurbitacée non identifiée. [1.196] | ||
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Tovy hevitra | jabo | |
Teny iditra | voajabo (voa, zabo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] (de voa : fruit ; et jabo : dont fait cas). Labramia sambiranensis Capuron ex Aubrév. (Sapotaceae). Fruit à pulpe comestible. Graine oléagineuse. [1.196] | |
Anarana siantifika | Labramia sambiranensis | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Teny iditra | voajabo (voa, zabo) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava] Fruit du zabo : Adansonia za Baill. (Malvaceae) ; graines oléagineuses. [1.196] | |
Anarana siantifika | Adansonia za | |
Voambolana | Haizavamaniry: voankazo | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |