Teny iditra voanketsihetsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazan-javamaniry mifanahaka amin' ny voatango [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Pastèque, melon d'eau [1.13]
  [Merina, Sakalava] (de voa : fruit ; et hetsihetsy : par centaine de milles ; allusion à la faculté avec laquelle ces plantes se reproduisent). Nom des pastèques : Citrullus vulgaris Schrad. et Citrullus lanatus (Thunb.) Matsum. & Nakai (Cucurbitaceae). Fruit comestible bien connu. Plantes largement naturalisées surtout sur la côte Ouest. [1.196]
Anarana siantifika Citrullus lanatus, Citrullus vulgaris
Ohatra Talohan' ny niaingan' ny sambo dia nifaninana nividy ilay voankazo mitovitovy amin' ny voanketsihetsy atao hoe pastèque izahay rehetra. [2.356]
Voambolana 
Tovy hevitra voatavorano ~ voazava
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31