Teny iditra | voafantsika (fantsika) | ||
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | ||
Fanazavàna teny anglisy | Nailed [1.2] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on a cloué [1.3] | ||
Ohatra | Ary Paoly va no voafantsika tamin' ny hazo fijaliana ho anareo?
[2.996] | ||
Haiendriteny |
| ||
Tovy hevitra | finantsika | ||
Fivaditsoratra | voafantsika, voantsifaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |