Teny iditra voafafy (fafy)
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra lasa
Fanazavàna teny anglisy Sown, scattered [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Où l'on a semé, sur quoi l'on a répandu, jeté, lancé; qu'on a semé, répandu, jeté [1.3]
Ohatra 
1Ary ny sasany dia voafafy teny ambonin' ny vatolampy; [2.996]
2Ny hoavy voafafy raozy sy voninkazo manitra no toa diaviny; [2.470]
Tovy hevitra finafy

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20