Teny iditra vivery
Singan-teny vy ; very
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fahasahiana mihoapampana tsy manahy izay ho vokatry ny hatao fa izay halehany tsy maninona, ary izay tonga zakaina: Manao vivery mihitsy Rangahy io [1.1]
Ohatra 
1Tena tovolahy tokoa, ary sahy manao vivery. [2.928]
2Ary na nandresy aza ny hery manampy anay, nisy vivery nataony tao sy nisy fandonana nihatra taminy tamin' izany. [2.472]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18