Teny iditra 1/2 vintsy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tambahoaka, Tanosy] voky [1.78]

Teny iditra 2/2 vintsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-boronkely manga maitso sy marevaka ny sorany, atao koa hoe marotaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A small kingfisher [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Martin-pêcheur de Madagascar [1.54]
 Espèce de petit martin-pêcheur [1.8]
 Martin-pêcheur malachite (Malagasy kingfisher). Petit martin-pêcheur bleu électrique dessus et orange dessous, aux côtés du cou marqués d'une large tache blanche, à la silhouette ramassée et au long bec noir... [2.191]
Anarana siantifika Corythornis vintsioides
Voambolana 
Tovy hevitra vintsirano ~ vitotsy
Kamban-teny 
Fitanisam-boky Langrand: Guide des Oiseaux de Madagascar
Langrand: Guide to the Birds of Madagascar.

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19