Teny iditra | vinidy (vidy) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Voavidy, novidina, naloa vola: Taiza no novinidinao itỳ tsihy itỳ ? [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Acheté [1.3] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tovy hevitra | voavidy | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vinidy io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |