Entrée |
vidy
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Takalon-javatra ara-bola: Efa nomen' i Naivo ve ny vidin' ny bokinao tany aminy? Valiny, setriny: Io trano io izao no mba vidinkasasarako hatramin' izay Lanja: Tsy hay tombanana ny vidin' ny hatsaram-panahy na dia mbola eto an-tany aza [1.1]
|
Explications en anglais | Price, value [1.7]
|
Explications en français | Prix [1.3, 1.8, 1.13, 1.5]
|
| Valeur [1.3, 1.5]
|
Vocabulaire |
Dérivés |
Mots composés |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Analogues |
vanga |
Exemples | Ataony vidy mora na takalozany tany tsizarizary ilay izy.
[2.472]
|
Proverbes |
|