Teny iditra | vinanina (vinany) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lazaina na ambara mialoha: Novinaniny ny hahazo ny olombelona any amin' ny taonjato faha-XXV Fantarina na dia tsy hita aza: Vinanio iza no namely anao Fantarina kitoatoa: Vinanio iza no nahazo ny loka lehibe indrindra tamin' ny antsapaka Alain antsaina, an' eritreritra: Tsy azonao vinanina ny fahoriana nahazo ahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be guessed at; to be conjectured; to be predicted [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on conjecture, qu'on devine, qu'on prophétise: Tsy azon' ny olombelona vinanina ny ho avy, raha tsy ambaran' Andriamanitra (Les hommes ne peuvent pas prophétiser l'avenir, si Dieu ne le leur révèle) [1.3] | ||||||||
Qu'on devine; qu'on prédit; qu'on estime à peu près [1.8] | |||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |