Teny iditra vinanihefaka
Singan-teny vinany ; hefaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Faritra misampantsampana ivarinan'ny renirano amin'ny ranomasina na farihy ary iangonan'ny fotaka entin'ny rano [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Delta [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra hefaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/18