Teny iditra vidiana (vidy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] Qu'on achète [1.6]
Ohatra Ilay àry re vidiana, fa iny no tiako e, hiy izy, nony tsy nifantoka tamin-javatra hafa ny masony. [2.470]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : vidiana, vidiako, vidianao, vidiany, vidiantsika, vidianay, vidianareo, vidian', vidian-, vidiam-, vidia-
Ny lasa : novidiana, novidiako, novidianao, novidiany, novidiantsika, novidianay, novidianareo, novidian', novidian-, novidiam-, novidia-
Ny hoavy : hovidiana, hovidiako, hovidianao, hovidiany, hovidiantsika, hovidianay, hovidianareo, hovidian', hovidian-, hovidiam-, hovidia-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20