Entrée vesarina (vesatra)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsindriana zavatra be lanja: Aza vesarina entana io zaza io fa mbola kely ~ Novesarinao adidy lehibe aho, nefa na dia izany aza tsy hiamboho adidy aho
¶ Tototra: Vesarin' alahelo ny fony [Rajemisa 1985]
Explications en anglais to be loaded down, to be weighed upon [Hallanger 1973]
Explications en français qu'on charge, qui est accablé [Hallanger 1974]
Morphologie 
vesarina
vesariko
vesarinao
vesariny
vesarintsika
vesarinay
vesarinareo
vesarin'
vesarin-
vesarim-
vesari-
novesarina
novesariko
novesarinao
novesariny
novesarintsika
novesarinay
novesarinareo
novesarin'
novesarin-
novesarim-
novesari-
hovesarina
hovesariko
hovesarinao
hovesariny
hovesarintsika
hovesarinay
hovesarinareo
hovesarin'
hovesarin-
hovesarim-
hovesari-
Autres orthographes 

Mis à jour le 2020/07/31