Entrée verobe (vero, be)
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny lehibe indrindra amin' ny vero [1.1]
Explications en français  [Merina] (de vero et be : grand). Hyparrhenia cymbaria (L.) Stapf et Hyparrhenia variabilis Stapf (Poaceae). Bonnes fourragères à l'état jeune. [1.196]
Vocabulaire 
Nom scientifique Hyparrhenia cymbaria, Hyparrhenia variabilis
Exemples Toy izao no toetoetrany, asesy avy any atsimo : Àmbohipotsy dia vato be mikitrana elanelan' ny verobe lava sy ny kiribitrala famitsaban' ny amboadia. [1.437]

Anagrammes berevo

Mis à jour le 2022/06/04