Teny iditra velon-dray
Singan-teny velona ; ray
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy Whose father is living [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Dont le père est encore vivant [1.8]
Ohatra Indraindray valo lahy no alefa, fito lahy miampy ilay velondray velon-dreny, dia hoy ny mpitso-drano [2.436]
Voambolana 
Mpanahaka  velon-dreny

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01