Teny iditra velirano
Singan-teny vely ; rano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  fianianana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Serment légal consistant à prononcer des imprécations contre soi-même, en frappant, avec une verge, une lance plantée dans une fontaine sacrée presque desséchée ; promesse, simple serment [1.3]
Ohatra 
1Nanao velirano sy nifanaiky tamin-dRanavalona I izy. [2.508]
2Manaraka izany dia natao ny lokan'ady sy ny velirano; [2.588]
3Loza izany velirano ataon' izy roa lahy izany, fa efa mianiana mafy amin' ny lanitra sy ny tany! [2.69]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/23