Teny iditra vaviantitra (vavy, antitra)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy [ vavy antitra ] An old woman [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Une vieille femme [1.3]
Ohatra 
1Nitsangana ny vaviantitra dia nivoaka. [2.270]
2Nolanjaina hanatona ilay ho fasany ity vaviantitra. [2.944]
3Teo aloha koa toa betsaka ny lahiantitra sy ny vaviantitra. [1.437]
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/16