Teny iditra vava tsy ambina
Singan-teny vava ; tsy ; ambina
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Teny tsy voatandrina, tsy voahevitra: Vava tsy ambina no ahitan-doza [1.1]
 Teny tsy tokony ho notenenina anefa niloaka tsy satry ny vava [2.285]
Fanazavàna teny anglisy Unguarded speech [1.2]
Ohatra 
1Nefa aza ihainoanareo teny diso, ary aza angalanareo vava tsy ambina. [2.298]
2Fa ny vava tsy ambina no ahitan-doza, ary izay manta vava no manambara ny afenina; [2.69]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01