Teny iditra | vatosokina | |
Singan-teny | vato ; sokina | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bato fasipasehina na misy mivongambongana kely madinika [1.1] | |
Voambolana | Haibolantany | |
Fivaditsoratra | vatosokina, voankitsao |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/20 |